1. INTRODUCTION AN'I BOOST
Ny fanaovana "boost" dia fomba iray ahafahana mampitombo haingana ny olona mahita sy manaraka ny page-nao ao amin'ny Facebook. Manampy amin'ny fandraharahana, varotra, na fanelezana vaovao.
🎯 Raha manana mpanaraka sy j'aime maro amin'ny pejy Facebook ianao, dia tena azonao avadika ho VOLA izany!
Maro ny orinasa sy olona mitady pejy manana mpanaraka betsaka handefasana pub. Noho izany dia tena ahafahana mahazo vola mivantana sy maharitra izany.
2. NY PAGE FACEBOOK
Page Facebook dia pejy ho an'ny olona, fikambanana, na orinasa izay te hanana fisiana ofisialy ao amin'ny tambajotra sosialy. Azo asongadiana ao ny vaovao, sary, vidéo, sns.
3. NY TOMBOTSOA AZO AVY AMIN'NY BOOST PAGE
- Maro kokoa ny olona manaraka
- Mampitombo ny fidiram-bola
- Mahazo mpanjifa vaovao
- Mampitombo ny fanehoan-kevitra sy fizarana
- Mitondra anao hiavaka amin’ny fifaninanana
4. NY VOLA METY HO AZO AMIN’NY BOOST
Miankina amin'ny isan'ny olona manaraka pejy Facebook-nao:
- 1K mpanaraka: mety hahazo 10.000Ar – 20.000Ar isaky ny pub
- 10K: afaka mahazo 100.000Ar mahery isam-bolana
- Misy fidiram-bola amin’ny pub, partenariat, na varotra
✅ Raha manao boost amin'ny site Microtâche Mila Vola, afaka mahazo 1K mpanaraka haingana be ianao!
Ohatra: boost 5.000Ar dia mahazo 1.000 (1K) olona manaraka. Raha averina ho vola izany dia efa mety hahazo 10.000Ar mahery. Mety hahazo an’io fidiram-bola io ao anatin’ny 2 andro monja!
5. AHOANA NY FAMORONANA PAGE FACEBOOK?
- Midira amin'ny Facebook
- Tsindrio ny "Pages" amin'ny menu
- Tsindrio "Create New Page"
- Fenoy anarana, description, sy sokajy
- Apetraka sary sy couverture
- Tsindrio "Create Page"
Raha mbola tsy maharaka dia jereo ny vidéo torolalana ao amin’ny site Asa En Ligne Mada.
6. AHOANA NO ATAO RAHA HI-BOOSTE PAGE?
Mifandraisa amin'ny Service Client amin'ny site: Asa En Ligne Mada raha te-hi-booste page ianao.
7. OHATRINONA NY MI-BOOST PAGE?
- 2.000Ar: 400 suivi
- 5.000Ar: 1.000 na 1K suivi
- 10.000Ar: 2.000 na 2K suivi
- 50.000Ar: 10.000 na 10K suivi
Mifandraisa amin'ny pejy Facebook Asa En Ligne Mada raha hanomboka hanao boost na hanokatra page.
CONCLUSION
Ny boost page Facebook dia fomba mahomby sy haingana hahazoana mpanaraka sy fidiram-bola. Raha te-hanomboka dia mandehana amin'ny site Microtâche Mila Vola ary ampiasao ny services anay.
Manomboka amin’ny 2.000Ar fotsiny dia efa afaka mahazo an’arivony ny olona manaraka anao. Ianao ihany no mandefa pub, tsy mila carte bancaire, ary mahazo 100% bénéfice!